|
|
|
|

Entry1  tsy hita pesipesenina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina [1.1]
Explanations in French  4  complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Examples  5  Hovaliako ny fanontanianao - hoy Razanakandriana - Ianareo lehi lahy nahazo voninahitra tsy hita pesipesenina! [2.270#]
6  Ho tsy hita pesipesenina ny zavatra simba sy olona maty. [2.472]
7  Nolazainy tamin'io fa ny trano firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina [2.996]
Synonyms  8  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita velively, tsy hita zambazamba
Elementary words  9  tsy hita, pesipesenina

Updated on 2023/11/20